Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:52 - Baiboly Katolika

52 Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

52 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

52 Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

52 Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

52 Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

52 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

52 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:52
5 Rohy Ifampitohizana  

Izao no zanak’i Israely voaisa: 601.730.


«Ireo no hizarana ny tany ho lovany, araka ny isan’ny anarany avy.


Izao no nandidian’i Môizy ny zanak’i Israely nataony hoe: Izany no tany hozarainareo amin’ny filokana sy nodidian’i Iaveh homena ny foko sivy sy ny antsasa-poko.


Azon’i Jôsoe avokoa ny tany rehetra, araka ny voalazan’i Iaveh tamin’i Môizy, ka nomen’i Jôsoe ho lovan’i Israely, natokony araka ny fokony avy. Dia natsahatra tamin’ny ady ny tany.


Filokana no nahazoany ny lovany, araka ny nandidian’i Iaveh ho an’ny foko sivy sy ny antsasa-poko;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra