Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:27 - Baiboly Katolika

27 Ireo no foko avy tamin’i Zabolôna, araka ny voaisa amin’izy ireo, dia 60.500.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Ireo no fianakavian’ny Zebolonita, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy enina alina.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

27 Ireo no tarika zebolonita; ka nisy 60 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Ireo no tarika zebolonita; ka nisy 60 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Ireo no fokon’ny Zebolonita, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby enina alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Ireo no fokon'ny Zebolonita, araka izay voalamina taminy. dia diman-jato amby enina alina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 Ireo no fianakavian’ny Zebolonita, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy enina alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:27
2 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra