Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:16 - Baiboly Katolika

16 ny fokon’ny Oznita avy tamin’i Oznì, ny fokon’ny Herita avy tamin’i Hera,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 avy tamin’i Ozny, ny fianakavian’ny Oznita; avy tamin’i Ery, ny fianakavian’ny Erita;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 ny Oznita avy tamin’i Oznỳ; ny Herîta avy tamin’i Herỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 ny Oznita avy tamin’i Oznỳ; ny Herîta avy tamin’i Herỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 avy tamin’i Ozny ny fokon’ny Oznita; avy tamin’i Ery ny fokon’ny Erita;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 avy tamin'i Ozny ny fokon'ny Oznita; avy tamin'i Erỳ ny fokon'ny Erita;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 avy tamin’i Ozny, ny fianakavian’ny Oznita; avy tamin’i Ery, ny fianakavian’ny Erita;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:16
3 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’i Gada: i Sefiôna, i Hagy, i Soni, i Esbôna, i Hery, i Arôdy ary i Arely.


Zanak’i Gada, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sefônita avy tamin’i Sefôna, ny fokon’ny Agita avy tamin’i Agỳ, ny fokon’ny Sonita avy tamin’i Sonỳ,


ny fokon’ny Arôdita, avy tamin’i Aroda, ny fokon’ny Arielita avy tamin’i Ariela.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra