Nomery 24:25 - Baiboly Katolika25 Dia niainga i Balaama ary nandeha ka niverina ho any aminy. Ary i Balàka koa dia mba lasa nandeha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Dia niainga i Balama ka lasa nody tany amin’ny fonenany; i Balaka koa dia mba nandeha tany amin’izay nalehany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Taorian’izany i Balahama dia niainga ka niverina nody tany aminy; fa i Balàka kosa nizotra lalan-kafa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Taorian’izany i Balahama dia niainga ka niverina nody tany aminy; fa i Balàka kosa nizotra lalan-kafa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Dia niainga Balama ka lasa nody tany amin’ny fonenany; fa Balaka kosa nandeha tany amin’izay nalehany. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Dia niainga Balama ka lasa nody tany amin'ny fonenany; fa Balaka kosa nandeha tany amin'izay nalehany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Dia niainga i Balama ka lasa nody tany amin’ny fonenany; i Balaka koa dia mba nandeha tany amin’izay nalehany. Jereo ny toko |