Nomery 23:20 - Baiboly Katolika20 Indro efa nahazo teny hitso-drano aho; Izy efa nitso-drano, ka tsy hanova izany aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Indro, ny hitahy no nomena hataoko; ary efa nitahy Izy ka tsy mahaova izany aho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Efa nekeko ny hitsodrano ity vahoaka ity; ary efa nitsodrano azy rahateo ny TOMPO ka tsy afaka hanova na inona na inona aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Efa nekeko ny hitsodrano ity vahoaka ity; ary efa nitsodrano azy rahateo ny TOMPO ka tsy afaka hanova na inona na inona aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Indro, ny hitahy no efa azoko; Ary efa nitahy Izy, ka tsy mahova izany aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Indro, ny hitahy no efa azoko; ary efa nitahy Izy, ka tsy mahova izany aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Indro, ny hitahy no nomena hataoko; ary efa nitahy Izy ka tsy mahaova izany aho. Jereo ny toko |