Nomery 20:27 - Baiboly Katolika27 Nataon’i Môizy izay nandidian’i Iaveh: Niakatra tany an-tendrombohitra Hora teo imason’ny fiangonana rehetra izy ireo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Ary nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO i Mosesy ka niakatra tao amin’ny tendrombohitra Hora, teo imason’ny fiangonana manontolo, izy telo mianaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Dia nanao araka izay nandidian’ny TOMPO azy i Mosesy, ary teo imason’ny fiangonana iray manontolo no niakaran’izy telo mianaka ny tendrombohitra Hôra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Dia nanao araka izay nandidian’ny TOMPO azy i Mosesy, ary teo imason’ny fiangonana iray manontolo no niakaran’izy telo mianaka ny tendrombohitra Hôra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary Mosesy nanao araka izay nandidian’i Jehovah; dia niakatra tao an-tendrombohitra Hora teo imason’ny fiangonana rehetra izy telo mianaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary Mosesy nanao araka izay nandidian'i Jehovah; dia niakatra tao an-tendrombohitra Hora teo imason'ny fiangonana rehetra izy telo mianaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Ary nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO i Mosesy ka niakatra tao amin’ny tendrombohitra Hora, teo imason’ny fiangonana manontolo, izy telo mianaka. Jereo ny toko |