Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:26 - Baiboly Katolika

26 Dia nataon’i Môizy izany, nataony araka ny nandidian’i Iaveh azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Dia notanterahin’i Mosesy izany; araka izay nandidian’NY TOMPO azy no nataony.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

26 Dia notanterahin’i Mosesy araka izay nandidian’ny TOMPO hataony izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Dia notanterahin’i Mosesy araka izay nandidian’ny TOMPO hataony izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Dia nataon’i Mosesy izany; araka izay efa nandidian’i Jehovah azy no nataony.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra