Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:27 - Baiboly Katolika

27 Hoy ny zanak’i Israely tamin’i Môizy: «Indro fa maty izahay, ringana izahay, ringana avokoa izahay rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Dia niteny tamin’i Mosesy ny Zanak’Israely hoe: Indro, maty izahay, ringana izahay; eny, ringana avokoa izahay rehetra!

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

27 Niteny tamin’i Mosesy ny Israelita ka nanao hoe: –Indro fa ho faty izahay, ho ringana izahay; eny, ho ringana avokoa izahay rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Niteny tamin’i Mosesy ny Israelita ka nanao hoe: –Indro fa ho faty izahay, ho ringana izahay; eny, ho ringana avokoa izahay rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Dia niteny tamin’i Mosesy ny Zanak’Isiraely ka nanao hoe: Indro, maty izahay, ringana izahay, eny, ringana avokoa izahay rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra