Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 14:36 - Baiboly Katolika

36 Ireo lehilahy nirahin’i Môizy hisafo ny tany, ka nampimonomonona ny fiangonana rehetra taminy nony tafaverina, fa nanao laza ratsy ny tany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Ary ireo lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nahatonga ny fiangonana manontolo himonomonona tamin’i Mosesy, satria nilaza ratsy ny tany izy,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

36 Izao kosa ny amin’ny lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany ka nony tafaverina, dia nampimonomonona ny fiangonana hanome tsiny an’i Mosesy:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Izao kosa ny amin’ny lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany ka nony tafaverina, dia nampimonomonona ny fiangonana hanome tsiny an’i Mosesy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Ary ny lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nampimonomonona ny fiangonana rehetra tamin’i Mosesy, satria nanao laza ratsy ny tany izy,–

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Ary ny lehilahy izay nirahin'1 Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nampimonomonona ny fiangonana rehetra tamin'i Mosesy, satria nanao laza ratsy ny tany izy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

36 Ary ireo lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nahatonga ny fiangonana manontolo himonomonona tamin’i Mosesy, satria nilaza ratsy ny tany izy,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 14:36
3 Rohy Ifampitohizana  

Nifanditra tamin’i Môizy ny vahoaka, ka nanao hoe: «Inay anie izahay mba maty, tamin’ny nahafatesan’ny rahalahinay teo anatrehan’i Iaveh!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra