Nomery 13:33 - Baiboly Katolika33 ary hitanay tany koa ny Rapeto zanak’i Enàka, taranaky ny Rapeto: mova tsy ny valala izahay teo imasony sy teo imasonay.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 hitanay tany koa ny Nefilima izay taranaky ny Anakita avy amin’ny Nefilima; teo imasonay izahay dia nahatsiaro ho tahaka ny tsingetana; toy izany koa izahay teo imasony! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 Hitanay tao hatramin’ireo olona goavambe taranak’i Hanàka aza; tahaka ny valala izahay miohatra aminy, ary dia toy izany koa no fijeriny anay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Hitanay tao hatramin’ireo olona goavambe taranak’i Hanàka aza; tahaka ny valala izahay miohatra aminy, ary dia toy izany koa no fijeriny anay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 ary nahita ny Nefilima teo izahay, dia taranaky ny Anakita avy amin’ny Nefilima; ary teo imasonay dia tahaka ny tsingentana izahay; ary toy izany koa izahay teo imasony. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 ary nahita ny Nefilima teo izahay, dia taranaky ny Anakita avy amin'ny Nefilima; ary teo imasonay dia tahaka ny tsingentana izahay; ary toy izany koa izahay teo imasony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache33 hitanay tany koa ny Nefilima izay taranaky ny Anakita avy amin’ny Nefilima; teo imasonay izahay dia nahatsiaro ho tahaka ny tsingetana; toy izany koa izahay teo imasony! Jereo ny toko |
Tamin’izany andro izany ihany koa no nandehanan’i Jôsoe sy nandringanany ny Enakima tany amin’ny Tendrombohitra, tany Hebrôna, tany Dabira ary tany Anaba, tany amin’ny tendrombohitr’i Jodà rehetra sy tany amin’ny tendrombohitr’i Israely rehetra. Nataon’i Jôsoe anatema avokoa ireo mbamin’ny tanànany;