Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:31 - Baiboly Katolika

31 Dia hoy i Môizy: «Masìna ianao, aza dia ilaozanao izahay, fa fantatrao izay toerana tokony hitobianay any an’efitra; ka dia ianao no ho masonay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Dia hoy i Mosesy: Aza ilaozanao re izahay; fa fantatrao izay toerana tokony hitobianay atỳ an-tany efitra ka ianao no ho masonay.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

31 Dia hoy i Mosesy hoe: –Aza ilaozanao izahay, fa ianao mahafantatra izay toerana azonay itobiana any an-taniefitra, koa dia ho mpitari-dalana anay ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Dia hoy i Mosesy hoe: –Aza ilaozanao izahay, fa ianao mahafantatra izay toerana azonay itobiana any an-taniefitra, koa dia ho mpitari-dalana anay ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Dia hoy Mosesy: Aza dia ilaozanao izahay; fa fantatrao izay tokony hitobianay atỳ an-efitra, ka dia ho masonay hianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Dia hoy Mosesy: Aza dia ilaozanao izahay; fa fantatrao izay tokony hitobianay atỳ an-efitra, ka dia ho masonay ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Dia hoy i Mosesy: Aza ilaozanao re izahay; fa fantatrao izay toerana tokony hitobianay atỳ an-tany efitra ka ianao no ho masonay.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:31
5 Rohy Ifampitohizana  

Izaho no mason’ny jamba, sy tongotry ny mandringa.


Hampianariko sy hasehoko anao izay lalan-kizoranao; ho mpanolo-tsaina anao Aho, sady hitsinjo anao ny masoko.


Raha miaraka aminay ianao, dia hataonay miombona izay soa hataon’i Iaveh aminay.»


Mifampitondrà ny mavesatra ianareo, dia ho tanterakareo amin’izany ny lalàn’i Kristy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra