Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 11:31 - Baiboly Katolika

31 Ny avy amin’ny taranak’i Benjamina kosa dia nonina hatrany Gebà ka hatrany Makmasa, sy Haì ary Betela, mbamin’ny vohitra momba azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Ny taranak’i Benjamina kosa no hatrany Geba ka hatrany Mikmasy, Aia, Betela ary ny vohitra miankina aminy,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

31 Ny sasany tamin’ny taranak’i Benjamîna kosa dia nonina tamin’ireto tanàna ireto: i Geba, i Mikmasy, i Haià, i Betela sy ireo tanàna kely miankina aminy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Ny sasany tamin’ny taranak’i Benjamîna kosa dia nonina tamin’ireto tanàna ireto: i Geba, i Mikmasy, i Haià, i Betela sy ireo tanàna kely miankina aminy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary ny taranak’i Benjamina kosa no hatrany Geba ka hatrany Mikmasy sy Aia sy Betela sy ny zana-bohiny,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary ny taranak'i Benjamina kosa no hatrany Geba ka hatrany Mikmasy sy Aia sy Betela sy ny zana-bohiny,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Ny taranak’i Benjamina kosa no hatrany Geba ka hatrany Mikmasy, Aia, Betela ary ny vohitra miankina aminy,

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 11:31
14 Rohy Ifampitohizana  

Nifindra avy eo izy ho any amin’ny tendrombohitra ao atsinanan’i Betela, dia niorin-day izy, ka i Betela teo andrefany ary i Hay teo atsinanany. Ary nanorina ôtely ho an’i Iaveh izy teo, ka niantso ny anaran’i Iaveh.


Nataony hoe Betela no anaran’io fitoerana io. Loza anefa no anaran’ny tanàna tany aloha.


i Zanôla, i Odolama, mbamin’ny zana-bohitr’ireo; i Lakisa mbamin’ny tany momba azy, i Azekà mbamin’ny vohitra momba azy. Hatrany Bersabea ka hatrany amin’ny lohasahan’i Enôma no nonenany.


tany Anatôta, Nobà Ananià


sy Bety-Galgalà, ary ny faritanin’i Gebà sy i Azmaveta; fa nanao vohitra ho azy teny amin’ny manodidina an’i Jerosalema ny mpihira.


Iny izy tonga ao Ajata, efa mamaky an’i Magrôna, mametraka ny entany ao Makmasy.


Avy eo ny faritra dia nahazo an’i Lozy amin’ny kisolosolon’i Lozy any atsimo, dia i Betela izany; dia nidina indray ny faritry ny tany mankany Atarôt-Adara, nihazo tamin’ny tendrombohitra ao atsimon’i Betôrôna ambany.


Ary ny tanànan’ny fokon’ny taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany dia: i Jerikô, i Bety-Heglà, i Eneka-Kaisy, i Bety-Arabà, i Samaraïma,


i Kefara-Emôna, i Ofnì ary i Gabe: tanàna 12 sy ny zana-bohiny.


Dia nalefan’i Jôsoe izy ireo ka lasa naka toerana hiotrika tao anelanelan’i Betela sy i Haia, tao andrefan’i Haia. Ary i Jôsoe kosa nitoetra teo amin’ny vahoaka ihany tamin’iny alina iny.


Ary hoy i Samoela: «Fa inona ity nataonao?» Dia hoy i Saola: «Nony hitako fa nihahaka lavitra ahy ny vahoaka, ianao tsy tonga tamin’ny fotoana voafetra ary ny Filistinina efa tafavory tany Makmasy


Telo arivo lahy no nofantenan’i Saola tamin’i Israely homba azy; ny roa arivo nitoetra tao aminy tao Makmasy sy tany amin’ny tendrombohitr’i Betela ary ny arivo teo amin’i Jônatasy tany Gabaàn’i Benjamina, fa ny vahoaka sisa, samy nampodiny ho any an-dainy avy.


Ny andian’ny miaramilan’ny Filistinina anankiray nankao amin’ny hadilalan’i Makmasy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra