Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 11:24 - Baiboly Katolika

24 I Faratiasa zanak’i Mesezebela, isan-taranak’i Zarà, zanak’i Jodà kosa no mpanao raharahan’ny mpanjaka, amin’ny raharaha rehetra momba ny vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary i Petahia, zanak’i Mesezabela, isan’ny taranak’i Zera, zanak’i Joda, dia teo anilan’ny mpanjaka mba hitandrina ny raharaha rehetra ny amin’ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 I Petahià, zanakalahin’i Mesezabela sady anisan’ny terak’i Zera zanakalahin’i Joda, dia teo anilan’ny amperôra mba hiandraikitra ny raharaha rehetra momba ny vahoaka israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 I Petahià, zanakalahin’i Mesezabela sady anisan’ny terak’i Zera zanakalahin’i Joda, dia teo anilan’ny amperôra mba hiandraikitra ny raharaha rehetra momba ny vahoaka israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary Petahia, zanak’i Mesezabela, isan’ny taranak’i Zera, zanak’i Joda, dia teo anilan’ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin’ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary Petahia, zanak'i Mesezabela, isan'ny taranak'i Zera, zanak'i Joda, dia teo anilan'ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin'ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ary i Petahia, zanak’i Mesezabela, isan’ny taranak’i Zera, zanak’i Joda, dia teo anilan’ny mpanjaka mba hitandrina ny raharaha rehetra ny amin’ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 11:24
8 Rohy Ifampitohizana  

Izay vao nivoaka ilay rahalahiny, nifehy kofehy mena ny tanany, ka natao hoe Zarà ny anarany.


Zanak’i Jodà: i Hera, i Onàna, i Selà, i Faresa ary i Zarà; fa i Hera sy i Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak’i Faresa dia i Hesrôna sy i Hamola.


i Banaiasa zanak’i Jôiadà, no lehiben’ny Keretianina sy ny Feletianina; ary ireo zanak’i Davida no voalohan-daharana eo anilan’ny mpanjaka.


Fa ny raharahany dia ny manolo-tena hoentin’ny taranak’i Aarôna, amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, ny amin’ny momba ny kianja aman’efitrano, ny fanadiovana ny zavatra masina, ary ny raharaha momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh;


Megfiasa, Mosolama, Hazira,


ary teo anilany dia i Merimota zanak’i Oria zanak’i Akôsa, no nanamboatra; ary teo anilany dia i Mosolama zanak’i Barakia zanak’i Mesezebela, no nanamboatra; ary teo anilany dia i Sadôka zanak’i Baanà no nanamboatra;


Izao no zanak’i Jodà, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Selaita avy tamin’i Selà, ny fokon’ny Farezita avy tamin’i Farezy, ny fokon’ny Zareita avy tamin’i Zare.


i Jodà niteraka an’i Faresa sy i Zarà tamin’i Tamara; i Faresa niteraka an’i Esrôna; i Esrôna niteraka an’i Arama;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra