Mpitsara 4:11 - Baiboly Katolika11 I Hebera ilay Kineanina, dia nisaraka tamin’ny Kineanina taranak’i Hôbada, zaodahin’i Môizy ka nilasy hatrany amin’ny aoka any Senima, akaikin’i Kedesy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary i Hebera kenita dia efa nisaraka tamin’ny Kenita izay avy amin’ny taranak’i Hobaba, rafozan’i Mosesy; tonga hatrany akaikin’ny hazo terebinta ao Zananima izay eo anilan’i Kadesy, izy ka namelatra ny tranolainy tao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Tao akaikin’i Kedesa no nisy an’i Hebera lehilahy kenita. Noho izy tafasaraka tamin’ireo Kenita hafa taranak’i Hôbaba zaodahin’i Mosesy, dia nanorin-day teo akaikin’ny terebintan’i Tsahananîma izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Tao akaikin’i Kedesa no nisy an’i Hebera lehilahy kenita. Noho izy tafasaraka tamin’ireo Kenita hafa taranak’i Hôbaba zaodahin’i Mosesy, dia nanorin-day teo akaikin’ny terebintan’i Tsahananîma izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary Hebera Kenita efa nisaraka tamin’ny Kenita izay avy amin’ny taranak’i Hobaba, zao-dahin’ i Mosesy, ary nilasy ambara-pahatongany teo amin’ny hazo terebinta ao Zananima, izay eo anilan’i Kadesy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary Hebera Kenita efa nisaraka tamin'ny Kenita izay avy amin'ny taranak'i Hobaba, zaodahin'i Mosesy, ary nilasy ambara-pahatongany teo amin'ny hazo terebinta ao Zananima, izay eo anilan'i Kadesy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary i Hebera kenita dia efa nisaraka tamin’ny Kenita izay avy amin’ny taranak’i Hobaba, rafozan’i Mosesy; tonga hatrany akaikin’ny hazo terebinta* ao Zananima izay eo anilan’i Kadesy, izy ka namelatra ny tranolainy tao. Jereo ny toko |
Naniraka olona hiantso an’i Baràka, zanak’i Abinaema, tany Kadesa any Neftalì, izy, ka nanao taminy hoe: «Tsy izao va no didy nomen’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Mandehana mankany an-tendrombohitra Tabôra ianao ary mitondrà lehilahy iray alina amin’ny taranak’i Neftalì sy amin’ny taranak’i Zabolôna hiaraka aminao,