Mpitsara 3:28 - Baiboly Katolika28 Hoy izy taminy: «Manaraha ahy, fa efa natolotr’i Iaveh eo an-tananareo ny fahavalonareo, ny Moabita.» Dia nidina nanaraka azy ireo, ka azony ny fitàna an’i Jordany tandrifin’i Moaba, ary notapahiny tsy hitan’olona na dia iray aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Hoy izy taminy: Manaraha ahy fa efa natolotry NY TOMPO eo an-tananareo ny Moabita fahavalonareo. Dia nidina nanaraka azy ny olona ka azony ny fitàna any Jordana mankany Moaba ary tsy nisy navelany hita na dia iray akory aza. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 sady nanainga azy hoe: –Manaraha ahy fa efa natolotry ny TOMPO eo an-tanantsika ny Môabita fahavalontsika. Dia nanaraka an’i Ehoda ireo, ka nandeha nibahana ny toerana fitàna ny ony Jôrdàna, ary tsy nisy Môabita navelany hita na iray aza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 sady nanainga azy hoe: –Manaraha ahy fa efa natolotry ny TOMPO eo an-tanantsika ny Môabita fahavalontsika. Dia nanaraka an’i Ehoda ireo, ka nandeha nibahana ny toerana fitàna ny ony Jôrdàna, ary tsy nisy Môabita navelany hita na iray aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary hoy izy taminy: Manaraha ahy, fa efa natolotr’i Jehovah eo an-tànanareo ny Moabita fahavalonareo. Dia nidina nanaraka azy ny olona, ka azony ny fitana any Jordana hankany Moaba, ary tsy nisy navelany hita na dia iray akory aza. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary hoy izy taminy: Manaraha ahy, fa efa natolotr'i Jehovah eo an-tananareo ny Moabita fahavalonareo. Dia nidina nanaraka azy ny olona, ka azony ny fitàna any Jordana hankany Moaba, ary tsy nisy navelany hita na dia iray akory aza. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Hoy izy taminy: Manaraha ahy fa efa natolotry NY TOMPO eo an-tananareo ny Moabita fahavalonareo. Dia nidina nanaraka azy ny olona ka azony ny fitàna any Jordana mankany Moaba ary tsy nisy navelany hita na dia iray akory aza. Jereo ny toko |