Mpitsara 21:12 - Baiboly Katolika12 Dia nahita zazavavy virjiny efajato tsy mbola nahalala lahy fa tsy nandry tamin-dehilahy izy ireo, teo amin’ny mponina any Jabesy, any Galaada, ka nentiny nankany an-toby tany Silao izay any amin’ny tany Kanaana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary nahita zazavavy virijiny efajato tsy mbola nahalala lahy teo amin’ny mponina tany Jabesy-Gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin’ny tany Kanana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Tamin’ny mponina tao Jabesy-Gilehada dia nahitana tovovavy efajato mbola virijiny, ka nentin’ireo iraka ho any amin’ny toby tao Silao, tao amin’ny tany Kanahàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Tamin’ny mponina tao Jabesy-Gilehada dia nahitana tovovavy efajato mbola virijiny, ka nentin’ireo iraka ho any amin’ny toby tao Silao, tao amin’ny tany Kanahàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary nahita zazavavy virijina efa-jato tsy mbola nahalala lahy teo amin’ny mponina tany Jabesi-gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin’ny tany Kanana. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary nahita zazavavy virijina efa-jato tsy mbola nahalala lahy teo amin'ny mponina tany Jabesi-gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin'ny tany Kanana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ary nahita zazavavy virijiny efajato tsy mbola nahalala lahy teo amin’ny mponina tany Jabesy-Gileada izy ka nitondra ireo ho any an-toby tany Silo any amin’ny tany Kanana. Jereo ny toko |