Mpitoriteny 11:1 - Baiboly Katolika1 Atsipazo eny ambony rano ny mofonao, fa mbola any ny andro hahitanao azy indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Atsipazo eny ambonin’ny rano ny mofonao fa ho hitanao ihany izy rehefa ela. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Atsipazo eny ambony rano ny mofonao, fa ho hitanao ihany izy indray andro any. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Atsipazo eny ambony rano ny mofonao, fa ho hitanao ihany izy indray andro any. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 Atsipazo eny ambonin’ny rano ny haninao, fa ho hitanao ihany izy rehefa ela. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Atsipazo eny ambonin'ny rano ny haninao, fa ho hitanao ihany izy rehefa ela. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Atsipazo eny ambonin’ny rano ny mofonao fa ho hitanao ihany izy rehefa ela. Jereo ny toko |