Mika 6:13 - Baiboly Katolika13 Koa izao kosa no Ahy, ka hasiako kapoka mahafaty ianao, haringako noho ny fahotanao ianao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Izaho kosa dia hikapoka maharary anao ka handringana anao noho ny helokao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Izaho kosa nanomboka nikapoka anareo, mba handringanana anareo noho ny fahotanareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Izaho kosa nanomboka nikapoka anareo, mba handringanana anareo noho ny fahotanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Izaho kosa dia hikapoka maharary anao Amin’ny fandringanako anao noho ny helokao. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Izaho kosa dia hikapoka maharary anao Amin'ny fandringanako anao noho ny helokao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Izaho kosa dia hikapoka maharary anao ka handringana anao noho ny helokao. Jereo ny toko |