Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 9:28 - Baiboly Katolika

28 Nony tonga tany an-trano Izy, dia nanatona Azy ireto jamba, ary hoy i Jesoa taminy: «Moa mino ianareo fa mahay manao izany Aho?». «Eny, Tompoko» hoy ireo taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Ary rehefa niditra tao an-trano Izy dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesosy taminy: Mino va ianareo fa mahay manatanteraka izany Aho? Hoy izy ireo Taminy: Eny, Tompoko.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 Ary rehefa niditra tao an-trano i Jesoa, dia nohatonin’ireo jamba; ka hoy i Jesoa taminy: –Mino ve ianareo fa haiko atao izany? Dia novalian’izy roa lahy hoe: –Eny, Tompoko!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ary rehefa niditra tao an-trano i Jesoa, dia nohatonin’ireo jamba; ka hoy i Jesoa taminy: –Mino ve ianareo fa haiko atao izany? Dia novalian’izy roa lahy hoe: –Eny, Tompoko!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary rehefa niditra tao an-trano Izy, dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesosy taminy: Mino va hianareo fa mahay manao izany Aho? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary rehefa niditra tao an-trano Izy, dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesosy taminy: Mino va ianareo fa mahay manao izany Aho? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Ary rehefa niditra tao an-trano Izy dia nanatona Azy ireo jamba; ary hoy Jesosy taminy: Mino va ianareo fa mahay manatanteraka izany Aho? Hoy izy ireo Taminy: Eny, Tompoko.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 9:28
14 Rohy Ifampitohizana  

Ny lafarina tao am-bilany tsy lany, ny diloilo tao an-tavoara tsy nihena, araka ny tenin’i Iaveh nolazainy tamin’ny alalan’i Elia.


Tamin’izany andro izany, rehefa nivoaka avy tao an-trano i Jesoa dia nipetraka tao amoron-dranomasina.


Tamin’izay, nony efa nampody ny vahoaka Izy, dia mba nody, ary nanatona Azy ny mpianany nanao hoe: «Lazao anay ny hevitry ny fanoharana ny amin’ny ahi-dratsy.»


Dia tsy nanao fahagagana betsaka teo Izy noho ny tsy finoan’ireo.


Ary nony tonga tao an-tranon’i Piera i Jesoa, dia nahita ny rafozambavin’i Piera nandry fa nararin’ny tazo,


Ary indro nisy lehilahy boka anankiray nanatona, dia nitsaoka Azy ka nanao hoe: «Tompo ô, raha mety Ianao, dia mahay manadio ahy.»


Ary nitodika i Jesoa ka nahita azy, dia nanao hoe: «Matokia, anaka, ny finoanao no nahasitrana anao.» Hatramin’izay dia sitrana ravehivavy.


Ary nony niala teo i Jesoa, dia nisy jamba roa lahy nanaraka Azy, sady niantso mafy nanao hoe: «Ry Zanak’i Davida ô! mamindrà fo aminay.»


Dia notendreny ny masony, ka hoy izy: «Aoka ho tanteraka aminareo araka ny finoanareo.»


ary izay rehetra velona ka mino Ahy, dia tsy ho faty mandrakizay. Mino izany va ianao?»


Ary hoy i Jesoa taminy: «Tsy efa voalazako taminao va fa raha mino ianao, dia hahita ny voninahitr’Andriamanitra?»


dia hoy izy tamin’ny feo mahery: «Mitsangàna, ka mijoroa amin’ny tongotrao.» Dia niantsàmbotra ralehilahy, ka namindra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra