Matio 9:25 - Baiboly Katolika25 Ary rehefa navoaka ny olona, dia niditra izy, ka nandray ny tanan’ilay zazavavy, dia nitsangana io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Nony efa niala tao ny olona dia niditra Jesosy ka nandray ny tanan-dRazazavavy, dia nifoha izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Nony efa navoaka tany alatrano kosa ny vahoaka, dia niditra i Jesoa ka nandray ny tanan-drazazavavy ary dia niarina izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Nony efa navoaka tany alatrano kosa ny vahoaka, dia niditra i Jesoa ka nandray ny tanan-drazazavavy ary dia niarina izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ary nony efa navoaka ny olona, dia niditra Jesosy ka nandray ny tànan-drazazavavy, dia nitsangana izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ary nony efa navoaka ny olona, dia niditra Jesosy ka nandray ny tànan-drazazavavy, dia nitsangana izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Nony efa niala tao ny olona dia niditra Jesosy ka nandray ny tanan-dRazazavavy, dia nifoha izy. Jereo ny toko |