Matio 6:31 - Baiboly Katolika31 Noho izany, aza manahy ianareo manao hoe: Inona no hohaninay, na inona no hosotroinay, na inona no hotafinay? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Koa aza manahy ianareo ka miteny hoe: Inona no hohaninay? Na: Inona no hosotroinay? Na: Inona no hotafinay? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Noho izany, aza manahy ianareo ka manao hoe: inona no hohaninay? na hoe: inona no hosotroinay? na hoe: inona no hitafianay? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Noho izany, aza manahy ianareo ka manao hoe: inona no hohaninay? na hoe: inona no hosotroinay? na hoe: inona no hitafianay? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Dia aza manahy hianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafinay? Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Dia aza manahy ianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafinay? Jereo ny toko |