Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 6:28 - Baiboly Katolika

28 Ary ahoana no anahianareo ny amin’ny fitafiana? Zahao ny fanirin’ny lisy any an-tsaha, fa tsy mba miasa, na mamoly ireny;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Nahoana koa no manahy ny amin’ny fitafiana ianareo? Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo eny an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 Ary ahoana no anahianareo ny amin’ny fitafiana? Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo eny an-tsaha:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ary ahoana no anahianareo ny amin’ny fitafiana? Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo eny an-tsaha:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary nahoana no manahy ny amin’ny fitafiana hianareo? Diniho tsara ny fanirin’ny vonin-kazo any an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary nahoana no manahy ny amin'ny fitafiana ianareo? Diniho tsara ny fanirin'ny voninkazo any an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Nahoana koa no manahy ny amin’ny fitafiana ianareo? Diniho tsara ny fanirin’ny voninkazo eny an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 6:28
13 Rohy Ifampitohizana  

Hositraniko ny fiodinany; ho tiako amin’ny foko tokoa izy, fa efa niala taminy ny fahatezerako.


na kitapom-batsy eny an-dalana, na akanjo roa, na kiraro, na tehina, fa ny mpiasa dia mendrika homen-kanina.


Noho izany, izao no ataoko aminareo: Aza manahy foana ny amin’ny ainareo, dia izay hohaninareo na hosotroinareo, na ny amin’ny tenanareo, dia izay hotafinareo. Moa tsy ny aina no ambony noho ny hanina, ary ny tena noho ny fitafiana?


Ary iza aminareo, na dia manahy aza, no mahay manalava ny tenany na dia iray hakiho ihany aza?


Noho izany, aza manahy ianareo manao hoe: Inona no hohaninay, na inona no hosotroinay, na inona no hotafinay?


Fa namaly ny Tompo ka nanao taminy hoe: «Marta, Marta, maro tadiavina sy be tebiteby ianao,


Raha entina ho any amin’ny sinagoga sy ny mpanapaka ary ny manam-pahefana ianareo, dia aza manahy izay hamalianareo na izay holazainareo,


Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: Noho izany dia lazaiko aminareo fa aza manahy izay hanina hivelomanareo, na izay fitafiana hitafian’ny vatanareo;


Diniho koa ange ny fanirin’ny lisy e: tsy mba miasa na mamoly ireny; kanefa lazaiko aminareo fa na i Salômôna teo amin’ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin’izy ireny.


Dia namaly izy ka nanao hoe: «Izay manana akanjo roa dia aoka hanome ny tsy manana; ary izay manan-kanina dia aoka hanao toy izany koa.»


Aza manahy na inona na inona; fa ambarao an’Andriamanitra, amin’ny fivavahana amam-pifonana ary fisaorana, izay rehetra ilainareo na amin’inona na amin’inona.


apetraho aminy ny fiahianareo rehetra, fa Izy no miahy anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra