Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 5:31 - Baiboly Katolika

31 Ary koa efa voalaza hoe: Na iza na iza hisaotra ny vadiny, dia aoka hanome azy ny taratasy fisaorana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Ary voalaza hoe: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny dia aoka izy hanome an-dRavehivavy taratasy fisaoram-bady (Deo 24.1).

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

31 –Efa voalaza koa hoe: «Izay lehilahy manary ny vadiny dia aoka hanome taratasy fisarahana!»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 –Efa voalaza koa hoe: «Izay lehilahy manary ny vadiny dia aoka hanome taratasy fisarahana!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary voalaza hoe: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, dia aoka izy hanome an-dravehivavy taratasy fisaoram-bady (Deo. 24.1).

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary voalaza hoe: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, dia aoka izy hanome an-dravehivavy taratasy fisaoram-bady (Deo. 24. 1).

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Ary voalaza hoe: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny dia aoka izy hanome an-dRavehivavy taratasy fisaoram-bady (Deo 24.1).

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 5:31
6 Rohy Ifampitohizana  

Teny fanao ny hoe: Raha misy lehilahy misao-bady, ary rehefa nilaozany io, dia tonga vadin’olon-kafa ravehivavy; moa hiverina aminy indray va ralehilahy io? Tsy ho tena voaloto mihitsy va izany tany izany? Ary ianao, dia efa nijangajanga tamin-tsakaiza maro, - teny marin’i Iaveh, - ka hiverina amiko indray va ianao?


Fa halako ny fisaoram-bady, hoy i Iaveh, Andriamanitr’i Israely, satria ny manao izany, dia ny manototra fahasahiana ny fitafiany, hoy i Iavehn’ny tafika. Koa mitandrema ny fitondran-tenanareo fa aza misy mamitaka.


Ary nisy Farisianina nanatona Azy mba haka fanahy Azy, ka nanao hoe: «Mahazo misao-bady va ny lehilahy, na inona na inona antony?»


«Ka nahoana i Môizy, hoy ireo taminy, no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra