Matio 5:29 - Baiboly Katolika29 Koa raha ny masonao ankavanana no manafintohina anao, dia esory izy ka ario lavitra anao, fa aleo zavatra iray amin’ny tenanao no very toy izay ny tenanao manontolo no ariana any amin’ny gehen’afo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Fa raha ny masonao havanana no mahatafintohina anao dia esory hiala izy ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na very aza ny ampahany iray amin’ny tenanao ka tsy ny tenanao manontolo no hariana any amin’ny afobe. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 Koa raha mitarika anao amin’ny ratsy ny masonao ankavanana, dia esory ka ario lavitra anao; fa aleonao zavatra anankiray monja anisan’ny tenanao no very toy izay ny tenanao manontolo no arian’Andriamanitra any amin’ny lohasahan’afo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Koa raha mitarika anao amin’ny ratsy ny masonao ankavanana, dia esory ka ario lavitra anao; fa aleonao zavatra anankiray monja anisan’ny tenanao no very toy izay ny tenanao manontolo no arian’Andriamanitra any amin’ny lohasahan’afo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina anao, dia esory hiala izy, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin’ny helo. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Fa raha ny masonao ankavanana no manafintohina anao, dia esory hiala iny, ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na dia very aza ny iray momba ny tenanao, ka tsy ny tenanao rehetra no hariana any amin'ny helo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Fa raha ny masonao havanana no mahatafintohina anao dia esory hiala izy ka ario ho afaka aminao; fa mahasoa anao na very aza ny ampahany iray amin’ny tenanao ka tsy ny tenanao manontolo no hariana any amin’ny afobe*. Jereo ny toko |