Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 5:27 - Baiboly Katolika

27 Efa renareo fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe. Aza mijangajanga

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Efa renareo fa voalaza hoe: «Aza mijangajanga.» (Eks 20.14)

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

27 –Efa renareo fa voalaza hoe: «Aza maka vadin’olona!»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 –Efa renareo fa voalaza hoe: «Aza maka vadin’olona!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Efa renareo fa voalaza hoe: „Aza mijangajanga” (Eks. 20.14).

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Efa, renareo fa voalaza hoe: Aza mijangajanga (Eks. 20. 14).

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 Efa renareo fa voalaza hoe: «Aza mijangajanga.» (Eks 20.14)

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 5:27
10 Rohy Ifampitohizana  

«Tsy hijangajanga ianao.»


Fa tsy misy saina kosa izay manangy vehivavy, manary tena izay olona manao izany;


Aza mikambana amin’ny vadin’ny namanao, handoto tena aminy.


Raha misy lehilahy maka vadin’olona, ka mandry amin’ny vadin’ny namany, dia hatao maty izy ireo ho valin’izany, na ralehilahy naka vadin’olona na ravehivavy nalainy.


Efa renareo fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe: Aza mamono olona, ary izay hamono olona dia hohelohina amin’ny fitsarana.


Ary efa renareo koa fa voalaza tamin’ny ntaolo hoe: Aza mianiana tsy to, fa efao amin’ny Tompo ny fianiananao.


Efa renareo fa voalaza hoe: Maso efai-maso, nify efai-nify.


Efa renareo fa voalaza hoe: Ho tia ny namanao ianao ary hankahala ny fahavalonao.


«Aza mitsiriritra ny vadin’ny namanao. Aza mitsiriritra ny tranon’ny namanao, na ny taniny, na ny ombiny, na ny ampondrany, na izay mety ho an’ny namanao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra