Matio 28:11 - Baiboly Katolika11 Mbola teny an-dalana izy ireo, dia indreny ny mpiambina sasany nankany an-tanàna, ka nilaza tamin’ny lohandohan’ny mpisorona ny zavatra rehetra vao niseho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary nony lasa izy ireo dia indreny ny mpiambina sasany dia nankany an-tanàna ka nilaza tamin’ny lehiben’ny mpisorona ny zavatra rehetra izay niseho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Raha mbola teny an-dalana ireto vehivavy, dia indreny tafaverina tao an-tanànan’i Jerosalema ny sasany tamin’ireo mpiambina ny fasana ka nitantara ny zava-nitranga rehetra tamin’ny lohandoha-mpisorona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Raha mbola teny an-dalana ireto vehivavy, dia indreny tafaverina tao an-tanànan’i Jerosalema ny sasany tamin’ireo mpiambina ny fasana ka nitantara ny zava-nitranga rehetra tamin’ny lohandoha-mpisorona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary nony nandeha izy ireo, indreny, ny mpiambina sasany nankany an-tanàna ka nilaza tamin’ny lohan’ny mpisorona ny zavatra rehetra izay vao niseho. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary nony nandeha izy ireo, indreny, ny mpiambina sasany nankany an-tanana ka nilaza tamin'ny lohan'ny mpisorona ny zavatra rehetra izay vao niseho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary nony lasa izy ireo dia indreny ny mpiambina sasany dia nankany an-tanàna ka nilaza tamin’ny lehiben’ny mpisorona ny zavatra rehetra izay niseho. Jereo ny toko |