Matio 27:23 - Baiboly Katolika23 «Aoka hofantsihana amin’ny Hazofijaliana Izy,» hoy izy rehetra. «Fa inona àry no ratsy nataony e?» hoy ny governora. Dia vao mainka nihorakoraka izy nanao hoe; «Fantsiho amin’ny Hazofijaliana Izy» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Fa hoy ny governora: Inona ary no ratsy nataony? Fa vao mainka niantsoantso izy rehetra hoe: Aoka hohomboana amin’ny hazofijaliana Izy! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Dia hoy ny governora: –Fa inona ary no ratsy nataony? Kanjo vao mainka koa niantsoantso mafy ny vahoaka nanao hoe: –Aoka Izy hohomboana amin’ny hazofijaliana! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Dia hoy ny governora: –Fa inona ary no ratsy nataony? Kanjo vao mainka koa niantsoantso mafy ny vahoaka nanao hoe: –Aoka Izy hohomboana amin’ny hazofijaliana! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Fa hoy ny governora: Inona ary no ratsy nataony? Fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Aoka hohomboana amin’ny hazofijaliana Izy! Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Fa hoy ny governora: Inona ary no ratsy nataony? Fa vao mainka niantsoantso izy ka nanao hoe: Aoka hohomboana amin'ny hazo fijaliana Izy! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Fa hoy ny governora: Inona ary no ratsy nataony? Fa vao mainka niantsoantso izy rehetra hoe: Aoka hohomboana amin’ny hazofijaliana Izy! Jereo ny toko |