Matio 27:18 - Baiboly Katolika18 satria fantany fa fialonana no nanoloran’izy ireo an’i Jesoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Fantany mantsy fa fialonana no nanoloran’ireo Azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Fantatr’i Pilato fa fialonana no nanoloran-dry zareo an’i Jesoa, ilay atao hoe Kristy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Fantatr’i Pilato fa fialonana no nanoloran-dry zareo an’i Jesoa, ilay atao hoe Kristy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Fa fantany fa fialonana no nanoloran’ireo Azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Fa fantany fa fialonana no nanoloran'ireo Azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Fantany mantsy fa fialonana no nanoloran’ireo Azy. Jereo ny toko |