Matio 27:15 - Baiboly Katolika15 Ary isaky ny fetin’ny Paka dia fanaon’ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray tian’ny vahoaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon’ny governora ny manafaka mpifatotra iray ho an’ny vahoaka, araka izay tiany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Ary fanaon’ny governora isaky ny fankalazana ny Paska ny mandefa mpigadra anankiray, dia izay tian’ny vahoaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ary fanaon’ny governora isaky ny fankalazana ny Paska ny mandefa mpigadra anankiray, dia izay tian’ny vahoaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon’ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray ho an’ny vahoaka, araka izay tiany. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon'ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray ho an'ny vahoaka, araka izay tiany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon’ny governora ny manafaka mpifatotra iray ho an’ny vahoaka, araka izay tiany. Jereo ny toko |