Matio 25:1 - Baiboly Katolika1 «Ary amin’izany ny fanjakan’ny lanitra, dia ho tahaka ny virjiny folo izay naka ny fanalany, ka lasa nitsena ny mpampakatra sy ny ampakarina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary amin’izany ny fanjakan’ny lanitra dia ho tahaka ny virijiny folo izay nitondra ny fanalany ka niainga mba hitsena ny mpampakatra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Amin’izay ny Fanjakàn’ny lanitra dia ho tahaka ny amin’ny tovovavy folo izay nitondra ny fanàlany ka lasa hitsena ny mpampakatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Amin’izay ny Fanjakàn’ny lanitra dia ho tahaka ny amin’ny tovovavy folo izay nitondra ny fanàlany ka lasa hitsena ny mpampakatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY amin’izany ny fanjakan’ny lanitra dia ho tahaka ny virijina folo, izay nitondra ny fanalany ka nivoaka hitsena ny mpampakatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary amin'izany ny fanjakan'ny lanitra dia ho tahaka ny virijina folo, izay nitondra ny fanalany ka nivoaka hitsena ny mpampakatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary amin’izany ny fanjakan’ny lanitra dia ho tahaka ny virijiny folo izay nitondra ny fanalany ka niainga mba hitsena ny mpampakatra. Jereo ny toko |