Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 24:36 - Baiboly Katolika

36 Fa ny amin’izay andro sy ora dia tsy misy mahalala, na ny Anjelin’ny lanitra aza, afa-tsy ny Ray ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Fa ny amin’izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin’ny lanitra aza, ary na ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

36 –Ny amin’izay andro sy ora hahatongavan’izany dia tsy misy mahalala na ny anjely any an-danitra na ny Zanaka, fa izy Ray irery ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 –Ny amin’izay andro sy ora hahatongavan’izany dia tsy misy mahalala na ny anjely any an-danitra na ny Zanaka, fa izy Ray irery ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Fa ny amin’izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin’ny lanitra aza, [ary na ny Zanaka aza,] afa-tsy ny Ray ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Fa ny amin'izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin'ny lanitra aza, [ary na ny Zanaka aza,] afa-tsy ny Ray ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

36 Fa ny amin’izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala, na dia ny anjelin’ny lanitra aza, ary na ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 24:36
10 Rohy Ifampitohizana  

Izany andro izany, dia ho safatsiroa ary fantatr’i Iaveh, ka tsy ho andro izy, tsy ho alina, ary amin’ny fotoan’ny hariva dia hisy ny mazava.


«Koa miambena àry, fa tsy fantatrareo izay tapak’andro hiavian’ny Tomponareo.


Koa aoka àry ho vonona koa ianareo, fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’olona.»


Koa miambena ianareo, fa samy tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.»


Izany andro sy ora izany anefa, dia tsy misy mahalala, na ny Anjely any an-danitra, na ny Zanaka aza, afa-tsy ny Ray ihany.»


Fa hoy ny navaliny azy ireo: «Tsy anareo ny mahalala ny andro na fotoana izay efa nalahatry ny Ray amin’ny fahefany.


satria efa mahalala marina rahateo ianareo fa ho avy toy ny mpangalatra amin’ny alina ny andron’ny Tompo.


Ho avy toy ny mpangalatra ny Andron’ny Tompo, ary amin’izany andro izany, ny lanitra hirimorimo mankarenina, ny tenan-javatra rehetra ho levon’ny afo, ny tany mbamin’ny asa rehetra eo aminy hodorana.


Indro, avy toy ny mpangalatra Aho. Sambatra izay miambina sy mitana ny fitafiany, fandrao mandeha miboridana izy ka ho hita ny fahamenarany. -


Koa tsarovy ny fampianarana noraisinao sy nohenoinao, dia tano izany, ka mibebaha. Fa raha tsy miambina ianao, dia ho avy ao aminao toy ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hiaviako ao aminao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra