Matio 23:28 - Baiboly Katolika28 Toy izany koa ianareo eto ivelany miseho ho marina eo imason’ny olona, nefa ao anatinareo feno fihatsarambelatsihy sy faharatsiana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Dia tahaka izany koa ianareo: Raha amin’ny eo ivelany dia miseho amin’ny olona ho marina, nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsarambelatsihy sy tsy fankatoavan-dalàna. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Toy izany koa ianareo: eto ivelany miseho ho marina imason’ny olona, nefa ao anatinareo feno fihatsarambelatsihy sy fandikan-dalàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Toy izany koa ianareo: eto ivelany miseho ho marina imason’ny olona, nefa ao anatinareo feno fihatsarambelatsihy sy fandikan-dalàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Dia tahaka izany koa hianareo: raha amin’ny eo ivelany dia miseho amin’ny olona ho marina, nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsarambelatsihy sy tsi-fankatoavan-dalàna. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Dia tahaka izany koa ianareo: raha amin'ny eo ivelany dia miseho amin'ny olona ho marina, nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsaram-belatsihy sy tsi-fankatoavan-dalàna. Jereo ny toko |