Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 22:43 - Baiboly Katolika

43 Ka nahoana àry i Davida, hoy Izy tamin’ireo, raha tsindrian’ny Fanahy Masina no miantso Azy ho Tompo, fa hoy izy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 Fa hoy Jesosy tamin’izy ireo: Koa nahoana ary i Davida, amin’ny Fanahy, no miantso Azy hoe Tompo, sady miteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

43 Ary hoy i Jesoa taminy: –Nahoana àry i Davida, rehefa nohazavain’ny Fanahy Masina, no miantso ny Mesia hoe: «Tompoko»? Fa izao no tenin’i Davida:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 Ary hoy i Jesoa taminy: –Nahoana àry i Davida, rehefa nohazavain’ny Fanahy Masina, no miantso ny Mesia hoe: «Tompoko»? Fa izao no tenin’i Davida:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 Hoy Jesosy taminy: Koa nahoana ary Davida amin’ny Fanahy no manao Azy hoe ,,Tompo’’, ka manao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 Hoy Jesosy taminy: Koa nahoana ary Davida amin'ny Fanahy no manao Azy hoe Tompo, ka manao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

43 Fa hoy Jesosy tamin’izy ireo: Koa nahoana ary i Davida, amin’ny Fanahy, no miantso Azy hoe Tompo, sady miteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 22:43
10 Rohy Ifampitohizana  

Ny fanahin’i Iaveh no niteny tamin’ny alalako, ary ny teniny no eo amin’ny vavako.


Nefa i Davida ihany no nampilazain’ny Fanahy Masina hoe: Ny Tompo nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako ianao mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.


Ry hava-malala, tsy maintsy tanteraka ilay Soratra voalazan’ny Fanahy Masina tamin’ny vavan’i Davida momba an’i Jodasy, izay nitarika ny mpisambotra an’i Jesoa;


Koa mampahafantatra anareo aho, fa tsy misy olona ampitenenin’ny Fanahin’Andriamanitra ka hanao hoe: «Anatema i Jesoa» ary tsy misy afa-milaza hoe: «I Jesoa no Tompo,» raha tsy amin’ny Fanahy Masina.


Noho izany, araka ny tenin’ny Fanahy Masina hoe: Anio raha mandre ny feony ianao,


satria na oviana na oviana tsy nisy faminaniana nentin’ny sitrapon’ny olona, fa ny Fanahy Masina no nampiteny ny olo-masin’Andriamanitra izay notsindriany.


Notsindrian’ny Fanahy tamin’ny andron’ny Tompo aho, ka nandre feo mahery tao ivohoko, toy ny feon-trômpetra,


Niaraka tamin’izay, dia voatsindrin’ny Fanahy aho, ka indro nisy seza fiandrianana niarina tany an-danitra, ary nisy nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra