Matio 22:37 - Baiboly Katolika37 Ary hoy i Jesoa taminy: «Tiava ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy amin’ny fanahinao manontolo, ary amin’ny sainao manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Dia hoy Jesosy taminy: «Tiava NY TOMPO Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny fanahinao manontolo ary ny sainao manontolo» (Deo 6.5). Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Dia hoy i Jesoa taminy: –«Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo, ary amin’ny sainao manontolo.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Dia hoy i Jesoa taminy: –«Tiavo ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo, ary amin’ny sainao manontolo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Dia hoy Jesosy taminy: ,,Tiava an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra’’ (Deo. 6.5). Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Dia hoy Jesosy taminy: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deo. 6. 5). Jereo ny toko |