Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 22:28 - Baiboly Katolika

28 Raha mby amin’ny fitsanganan’ny maty, iza amin’izy fito mirahalahy no ho tompom-bady? fa samy nanambady azy izy rehetra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, ho vadin’iza amin’izy fito mirahalahy moa Ravehivavy? Satria efa samy nanambady azy avokoa izy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 Amin’ny fitsanganan’ny maty ho velona àry, mba ho vadin’iza amin’izy fito mirahalahy ireo ravehivavy fa izy rehetra efa samy nanambady azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Amin’ny fitsanganan’ny maty ho velona àry, mba ho vadin’iza amin’izy fito mirahalahy ireo ravehivavy fa izy rehetra efa samy nanambady azy?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary amin’ny fitsanganan’ny maty, ho vadin’iza amin’izy fito mirahalahy moa ravehivavy? satria efa samy nanambady azy avokoa izy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza amin'izy fito mirahalahy moa ravehivavy? satria efa samy nanambady azy avokoa izy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 22:28
2 Rohy Ifampitohizana  

ary faran’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.


Ary hoy i Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: «Diso hevitra ianareo, satria samy tsy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra