Matio 22:26 - Baiboly Katolika26 Ary toy izany koa no nitranga tamin’ilay faharoa sy fahatelo ka hatramin’ny fahafito; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ny fahafito. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Toraka izany koa ity faharoa sy ny fahatelo ary dia hatramin’izy fito mirahalahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Toraka izany koa ity faharoa sy ny fahatelo ary dia hatramin’izy fito mirahalahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ny fahafito. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin'ny fahafito. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ny fahafito. Jereo ny toko |