Matio 19:30 - Baiboly Katolika30 Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary maro koa izay farany no ho voalohany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Nefa maro izay voalohany no ho farany ary izay farany no ho voalohany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA30 Maro amin’ireo voalohany no ho farany, ary maro amin’ireo farany no ho voalohany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Maro amin’ireo voalohany no ho farany, ary maro amin’ireo farany no ho voalohany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany. Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache30 Nefa maro izay voalohany no ho farany ary izay farany no ho voalohany. Jereo ny toko |