Matio 19:28 - Baiboly Katolika28 Hoy i Jesoa taminy: Lazaiko marina aminareo fa raha mby amin’ny andro fanavaozana, ny Zanak’olona dia hipetraka eo amin’ny fiketrahan’ny fiandrianany; ary ianareo izay nanaraka Ahy koa hipetraka amin’ny fiketrahana roa ambin’ny folo, ka hitsara ny foko roa ambin’ny folo amin’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa rehefa tonga amin’ny fahateraham-baovao ka hipetraka amin’ny sezafiandrianan’ny voninahiny ny Zanak’Olona, ianareo koa, izay nanaraka Ahy, dia hipetraka amin’ny sezafiandrianana roa amby folo ka hitsara ny fokon’Israely roa amby folo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Lazaiko marina aminareo fa rehefa hohavaozina tanteraka izao tontolo izao ka hipetraka eo amin’ny sezafiandrianany be voninahitra ny Zanak’olona, ianareo 12 lahy niaraka tamiko dia samy hipetraka amina sezafiandrianana mba hitsara ny foko 12 amin’i Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Lazaiko marina aminareo fa rehefa hohavaozina tanteraka izao tontolo izao ka hipetraka eo amin’ny sezafiandrianany be voninahitra ny Zanak’olona, ianareo 12 lahy niaraka tamiko dia samy hipetraka amina sezafiandrianana mba hitsara ny foko 12 amin’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa rehefa mby amin’ny fanavaozana, ka hipetraka amin’ny seza fiandrianan’ny voninahiny ny Zanak’olona, hianareo koa, izay nanaraka Ahy, dia hipetraka amin’ny seza fiandrianana roa ambin’ny folo ka hitsara ny firenen’Isiraely roa ambin’ny folo. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa rehefa mby amin'ny fanavaozana, ka hipetraka amin'ny seza fiandrianan'ny voninahiny ny Zanak'olona, ianareo koa, izay nanaraka Ahy, dia hipetraka amin'ny seza fiandrianana roa ambin'ny folo ka hitsara ny firenen'isiraely roa ambin'ny folo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa rehefa tonga amin’ny fahateraham-baovao ka hipetraka amin’ny sezafiandrianan’ny voninahiny ny Zanak’Olona*, ianareo koa, izay nanaraka Ahy, dia hipetraka amin’ny sezafiandrianana roa amby folo ka hitsara ny fokon’Israely roa amby folo. Jereo ny toko |
Dia nahita seza fiandrianana maro aho, izay nipetrahan’olona nahazo fahefana hitsara, sy nahita ny fanahin’ireo notapahin-doha noho ny fanambaràn’ireo sy noho ny tenin’Andriamanitra mbamin’ny an’ireo tsy nivavaka tamin’ny Biby na tamin’ny sariny, sy tsy nandray ny mariny na tamin’ny handriny, na tamin’ny tanany, fa efa velona ireo ka niara-nanjaka arivo taona tamin’i Kristy.