Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 18:33 - Baiboly Katolika

33 ka moa tsy tokony mba hamindra fo amin’ny namanao va ianao tahaka ny namindrako fo taminao?›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 moa tsy tokony mba ho namindra fo tamin’ny mpanompo namanao koa va ianao tahaka ny namindrako fo taminao?

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

33 Ka moa tsy tokony mba hamindranao fo koa ve ilay mpanompo namanao tahaka ny namindrako fo taminao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Ka moa tsy tokony mba hamindranao fo koa ve ilay mpanompo namanao tahaka ny namindrako fo taminao?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 moa tsy tokony mba ho namindra fo tamin’ny mpanompo namanao koa va hianao tahaka ny namindrako fo taminao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 moa tsy tokony mba ho namindra fo tamin'ny mpanompo namanao koa va ianao tahaka ny namindrako fo taminao?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 18:33
9 Rohy Ifampitohizana  

Dia nampanalain’ny tompony izy ka nilazany hoe: ‹Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko avokoa ny trosako rehetra taminao, noho ianao nifona tamiko;


Dia tezitra ny tompony, ka natolony ny mpampijaly izy, ambara-pandoany ny trosa rehetra.


Sambatra ny mamindra fo, fa hamindrana fo izy.


avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay;


Fa aoka ianareo samy halemy fanahy amin’ny namany avy, ka hifampiantra sy hifamela heloka, toraka ny namelan’Andriamanitra anareo ao amin’i Kristy.


Aoka hifandefitra sy hifamela heloka, raha misy manana alahelo amin’ny namany. Aoka ho tahaka ny namelan’ny Tompo heloka anareo no hamelanareo heloka koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra