Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 18:26 - Baiboly Katolika

26 Dia niankohoka ilay mpanompo ka nifona taminy hoe: ‹Mba omeo andro aho, dia haloako daholo ny anao rehetra›.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka niteny hoe: Tompoko, omeo andro aho fa haloako ny anao rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

26 Dia niantoraka sy niankohoka teo anoloan’ny mpanjaka ilay mpanompo sady nanao hoe: «Mba omeo andro re aho fa haloako avokoa ny anao!»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Dia niantoraka sy niankohoka teo anoloan’ny mpanjaka ilay mpanompo sady nanao hoe: «Mba omeo andro re aho fa haloako avokoa ny anao!»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka nanao hoe: Tompoko, omeo andro aho, fa haloako ny anao rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka nanao hoe: Tompoko, omeo andro aho, fa haloako ny anao rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 Dia niankohoka teo anatrehany ilay mpanompo ka niteny hoe: Tompoko, omeo andro aho fa haloako ny anao rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 18:26
5 Rohy Ifampitohizana  

Niankohoka ilay namany, dia nifona taminy nanao hoe: ‹Mba omeo andro aho, dia haloako ny anao rehetra.›


ary rehefa tafiditra tao an-trano izy, dia nahita ny Zazakely sy i Maria reniny, ka niankohoka nitsaoka Azy; ary nony efa nosokafany ny fitoeran-drakiny, dia nanolotra fanatitra ho Azy izy, dia volamena sy emboka manitra ary mira. Ary indro ilay kintana hitany tany atsinanana, dia nialoha azy ambara-pijanony teo ambonin’izay nitoeran’ny Zaza.


Ary indro nisy lehilahy boka anankiray nanatona, dia nitsaoka Azy ka nanao hoe: «Tompo ô, raha mety Ianao, dia mahay manadio ahy.»


«Ataoko fa ilay namoizany bebe kokoa,» hoy i Simôna namaly Azy. «Marina ny anao,» hoy Izy taminy.


satria tsy nahalala ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra izy, ka nitady hanamarin-tena, fa tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra