Matio 17:23 - Baiboly Katolika23 Nony tonga tany Kafarnaoma izy ireo, dia nanatona an’i Piera ny mpamory ny hetra dragma roa, ka nanao hoe: «Moa tsy mba mandoa ny dragma roa va ny Mpampianatra anareo?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 ka hovonoiny, nefa amin’ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary nalahelo indrindra ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 ka hovonoiny ho faty, ary hitsangana velona amin’ny andro fahatelo. Dia nalahelo mafy ireo mpianatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 ka hovonoiny ho faty, ary hitsangana velona amin’ny andro fahatelo. Dia nalahelo mafy ireo mpianatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 ka hovonoiny, nefa amin’ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary dia nalahelo indrindra ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 ka hovonoiny, nefa amin'ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary dia nalahelo indrindra ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 ka hovonoiny, nefa amin’ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy. Ary nalahelo indrindra ireo. Jereo ny toko |