Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 15:35 - Baiboly Katolika

35 Dia nasainy nipetraka tamin’ny tany ny vahoaka;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Dia nandidy ny vahoaka hipetraka amin’ny tany Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

35 Dia nasain’i Jesoa nipetraka tamin’ny tany ireto vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Dia nasain’i Jesoa nipetraka tamin’ny tany ireto vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ary Izy nandidy ny vahoaka betsaka hipetraka amin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary Izy nandidy ny vahoaka betsaka hipetraka amin'ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

35 Dia nandidy ny vahoaka hipetraka amin’ny tany Izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 15:35
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy i Jesoa taminy: «Manana mofo firy ianareo?» «Fito» hoy ireo taminy sy «hazandrano madinika vitsy foana.»


ary noraisiny ny mofo fito sy ny hazandrano, dia nanaovany fisaorana sy novakiny ka nomeny ny mpianany, ary ny mpianany kosa nanome ny vahoaka.


Dia hoy i Jesoa: «Asaovy mipetraka ny olona.» Ary nisy ahitra be teo, ka dia nipetraka ny olona, ary tokony ho dimy arivo no isan’ny lehilahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra