Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 15:33 - Baiboly Katolika

33 Fa hoy ny mpianany taminy: «Aiza no hahazahoanay mofo ampy hahavoky ireo vahoaka be ireo atỳ an’efitra?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Fa hoy ny mpianatra Taminy: Aiza no hahitanay mofo ampy hahavoky izao vahoaka betsaka izao atỳ an-tany efitra?

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

33 Dia hoy ny mpianatra taminy: –Aiza no hahitantsika mofo hahavoky vahoaka be toy izao atỳ an-taniefitra atỳ?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Dia hoy ny mpianatra taminy: –Aiza no hahitantsika mofo hahavoky vahoaka be toy izao atỳ an-taniefitra atỳ?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Fa hoy ny mpianatra taminy: Aiza no hahitanay mofo atỳ an-efitra ampy hahavoky izao vahoaka betsaka izao!

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Fa hoy ny mpianatra taminy: Aiza no hahitanay mofo atỳ an-efitra ampy hahavoky izao vahoaka betsaka izao!

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Fa hoy ny mpianatra Taminy: Aiza no hahitanay mofo ampy hahavoky izao vahoaka betsaka izao atỳ an-tany efitra?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 15:33
9 Rohy Ifampitohizana  

Ary nony hariva ny andro, dia nanatona Azy ny mpianany nanao hoe: «Tany efitra ity, ary efa hariva ny andro; koa ravao ny vahoaka handeha hividy hanina eny amin’ny vohitra.»


Ary niantso ny mpianany i Jesoa ka nilaza taminy hoe: «Mampalahelo ahy ireto vahoaka, fa efa hateloana izay no tsy nisarahany tamiko, ka tsy manan-kohanina izy; tsy tiako ny hampody azy tsy homan-kanina, sao dia reraka eny an-dalana izy.»


Ary hoy i Jesoa taminy: «Manana mofo firy ianareo?» «Fito» hoy ireo taminy sy «hazandrano madinika vitsy foana.»


Fa izao no navaliny azy ireo: «Omeonareo hanina izy,» ka hoy ireo taminy: «Handeha hividy mofon-denie roan-jato va izahay ka homenay azy hohaniny?»


Fa hoy Izy taminy: «Omeonareo hanina izy.» Dia namaly ireo nanao hoe: «Tsy manana afa-tsy mofo dimy sy hazandrano roa izahay, raha tsy hoe handeha hividy angaha izahay mba hisy hohanin’ireo vahoaka be ireo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra