Matio 14:32 - Baiboly Katolika32 Ary rehefa niakatra teo an-tsambo izy ireo, dia nitsahatra ny rivotra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Ary rehefa niakatra tao an-tsambokely izy ireo dia nitsahatra ny rivotra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 Ary rehefa tafakatra tao an-tsambokely i Jesoa sy i Petera, dia nitsahatra ny rivotra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Ary rehefa tafakatra tao an-tsambokely i Jesoa sy i Petera, dia nitsahatra ny rivotra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Ary rehefa niakatra teo an-tsambokely izy, dia nitsahatra ny rivotra. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary rehefa niakatra teo an-tsambokely izy, dia nitsahatra ny rivotra. Jereo ny toko |