Matio 10:27 - Baiboly Katolika27 Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina, dia ambarao eo amin’ny mazava; ary izay bitsibitsihina amin’ny sofinareo, torio eny ambony tafon-trano; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina dia ambarao eo amin’ny mazava ary izay ren’ny sofinareo dia torio eny an-tampon-trano. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina dia ambarao eny amin’ny mazava; ary izay ren’ny sofinareo dia antsoantsoy eny an-tampon-trano. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina dia ambarao eny amin’ny mazava; ary izay ren’ny sofinareo dia antsoantsoy eny an-tampon-trano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina, dia ambarao eo amin’ny mazava, ary izay ren’ny sofinareo, dia torio eo ambonin’ny tampon-trano. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Izay lazaiko aminareo ao amin'ny maizina, dia ambarao eo amin'ny mazava, ary izay ren'ny sofinareo, dia torio eo ambonin'ny tampon-trano. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina dia ambarao eo amin’ny mazava ary izay ren’ny sofinareo dia torio eny an-tampon-trano*. Jereo ny toko |