Marka 9:38 - Baiboly Katolika38 Fa hoy i Jesoa: «Aza raranareo izy; fa tsy misy olona hanao fahagagana amin’ny Anarako ka hanaratsy Ahy vetivety foana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Ary hoy i Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona iray nandroaka demonia tamin’ny anaranao izahay ka noraranay izy satria tsy nanaraka antsika. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 Fa hoy i Jôhany tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, nahita olona nandroaka demony tamin’ny anaranao izahay, ka noraranay satria tsy namantsika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Fa hoy i Jôhany tamin’i Jesoa: –Mpampianatra ô, nahita olona nandroaka demony tamin’ny anaranao izahay, ka noraranay satria tsy namantsika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Ary hoy Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona anankiray namoaka demonia tamin’ny anaranao izahay, ka noraranay izy, satria tsy nanaraka antsika. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Ary hoy Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona anankiray namoaka demonia tamin'ny anaranao izahay, ka noraranay izy, satria tsy nanaraka antsika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Ary hoy i Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona iray nandroaka demonia* tamin’ny anaranao izahay ka noraranay izy satria tsy nanaraka antsika. Jereo ny toko |