Marka 9:22 - Baiboly Katolika22 Dia hoy i Jesoa taminy: «Raha hainao ny mino, tsy misy tsy azo atao ho an’izay mino.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Fa nazerany matetika tao anaty afo sy tao anaty rano izy hamonoany azy. Fa raha mba misy hainao re dia mamindrà fo aminay ka vonjeo izahay! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Ary matetika izy no nazeran’io fanahy io tany anaty afo sy tany anaty rano hamonoana azy; koa raha misy efanao re, dia mamindrà fo aminay ka vonjeo izahay! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Ary matetika izy no nazeran’io fanahy io tany anaty afo sy tany anaty rano hamonoana azy; koa raha misy efanao re, dia mamindrà fo aminay ka vonjeo izahay! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary nazerany matetika tao anaty afo sy tao anaty rano izy hamonoany azy; fa raha mba misy hainao, dia mamindrà fo aminay, ka vonjeo izahay. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary nazerany matetika tao anaty afo sy tao anaty rano izy hamonoany azy; fa raha mba misy hainao, dia mamindrà fo aminay, ka vonjeo izahay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Fa nazerany matetika tao anaty afo sy tao anaty rano izy hamonoany azy. Fa raha mba misy hainao re dia mamindrà fo aminay ka vonjeo izahay! Jereo ny toko |