Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 8:20 - Baiboly Katolika

20 «Ary raha nizara ny mofo fito tamin’ny olona efatra arivo Aho, firy no sobika feno ny sombintsombiny sisa tsy lany nangoninareo?» «Fito,» hoy ireo taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Tamin’ilay mofo fito ho an’ny efatra arivo, firy sobika moa ny sombintsombiny nangoninareo? Dia hoy ireo: Fito.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 Dia hoy i Jesoa taminy: –Ary fony Aho nanapaka ireo mofo fito haroso amin’ny vatan-dehilahy efatra arivo, harona firy no voaangonareo feno ny tapa-mofo ambiny? Hoy ny navalin’ireo hoe: –Harona fito!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Dia hoy i Jesoa taminy: –Ary fony Aho nanapaka ireo mofo fito haroso amin’ny vatan-dehilahy efatra arivo, harona firy no voaangonareo feno ny tapa-mofo ambiny? Hoy ny navalin’ireo hoe: –Harona fito!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary raha ny mofo fito ho an’ny efatra arivo, firy sobiky moa no sombintsombiny nangoninareo? Dia hoy ny mpianany: Fito.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary raha ny mofo fito ho an'ny efatra arivo, firy sobiky moa no sombintsombiny nangoninareo? Dia hoy ny mpianany: Fito.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Tamin’ilay mofo fito ho an’ny efatra arivo, firy sobika moa ny sombintsombiny nangoninareo? Dia hoy ireo: Fito.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 8:20
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nihinana izy rehetra ka voky, ary nangonina ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika roa ambin’ny folo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra