Marka 3:31 - Baiboly Katolika31 Ary tonga ny reniny sy ny rahalahiny, nijanona teo alatrano, ka naniraka nampiantso Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Ary tonga ny reniny mbamin’ireo rahalahiny ka nijanona teo alatrano, dia naniraka olona hankao Aminy hiantso Azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Tamin’izay dia tonga ny renin’i Jesoa sy ireo rahalahiny, nijanona teo alatrano ary naniraka olona hiantso Azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Tamin’izay dia tonga ny renin’i Jesoa sy ireo rahalahiny, nijanona teo alatrano ary naniraka olona hiantso Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary avy ny reniny mbamin’ny rahalahiny ka nijanona teo ala-trano, dia naniraka tao aminy hiantso Azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary avy ny reniny mbamin'ny rahalahiny ka nijanona teo ala-trano, dia naniraka tao aminy hiantso Azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Ary tonga ny reniny mbamin’ireo rahalahiny ka nijanona teo alatrano, dia naniraka olona hankao Aminy hiantso Azy. Jereo ny toko |