Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 16:12 - Baiboly Katolika

12 Manaraka izany i Jesoa dia niseho tamin’ny endrika hafa tamin’ny roalahy amin’izy ireo, izay nankany an-tsaha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Taorianan’izany Jesosy dia niseho tamin’ny endrika hafa tamin’ny roa lahy namany, izay nankany an-tsaha.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 Taorian’izany, dia roa lahy tamin’ireo mpianatra no nisehoan’i Jesoa tamin’ny fomba hafa indray, raha ilay nandeha nankany ambanivohitra iny izy roa lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Taorian’izany, dia roa lahy tamin’ireo mpianatra no nisehoan’i Jesoa tamin’ny fomba hafa indray, raha ilay nandeha nankany ambanivohitra iny izy roa lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary taorian’izany Jesosy dia niseho tamin’ny endrika hafa tamin’ny roa lahy aminy, izay nankany an-tsaha.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary taorian'izany Jesosy dia niseho tamin'ny endrika hafa tamin'ny roa lahy aminy, izay nankany an-tsaha

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Taorianan’izany Jesosy dia niseho tamin’ny endrika hafa tamin’ny roa lahy namany, izay nankany an-tsaha.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 16:12
6 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny farany dia ny tenan’izy iraika ambin’ny folo lahy no nisehoany teo am-pihinanana indrindra, ka nomeny tsiny noho ny tsy finoany sy ny hamafin’ny fony, satria tsy nino izay nahita Azy tafatsangan-ko velona izy ireo.


Raha mbola nivavaka Izy, dia niova toetra ny Tarehiny sady tonga fotsy manjopiaka ny fitafiany.


Taorian’izany, dia niseho tamin’ny mpianany teo amoron-dranomasin’i Tiberiady indray i Jesoa, ary toy izao no nisehoany.


Izay no fanintelony nisehoan’i Jesoa tamin’ny mpianany, rehefa nitsangan-ko velona Izy.


Taorian’ny nijaliany, dia maro ny porofo nentiny nanamarina tamin’izy ireo fa velona tokoa Izy, sady niseho taminy nandritra ny efapolo andro Izy, ary nilazalaza ny momba ny fanjakan’Andriamanitra tamin’izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra